Teny iditra | hefaka | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Sampana [1.78] | ||
Faritra misampantsampana ivarinan'ny renirano amin'ny ranomasina na farihy ary iangonan'ny fotaka entin'ny rano [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Delta [1.13] | ||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||
Tovy hevitra | vinanihefaka | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |