Teny iditra | havava (vava) | |
Sokajin-teny | tambinteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Hatreo amin' ny vava ny halaliny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Up to the mouth [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Jusqu'aux lèvres [1.3] | |
Jusqu' à la bouche [2.415] | ||
Ohatra | Dia misalakadamasiky nasomizy havava-fo makadiry, dia atao sisik' ila mitarisaka eny amin' ny kitrokely ny zorony.
[1.437] | |
Voambolana | Toerana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny havava io | |
Fivaditsoratra | havava, vavaha |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30 |