Teny iditra |
handatra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Somary misy toa mavesatra sady miraikidraikitra ao am-bava raha mihinana voankazo manta toy ny kaki, manga manta, ets, Maisatra [1.78]
|
| [Tanala]
Maisatra amin'ny lela [1.78]
|
| Misy tsiro somary maisatra amin' ny lela na amin' ny lanilany [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | (toute l'île) Adjectif : âcre ou âpre comme certains fruits trop verts. Le diminutif handatrandatra est souvent employé.
[1.196]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|