Teny iditra |
hamina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hamaotinana, fiandriandrianana amin' ny fitafiana na amin' ny toetra [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | égalité d’esprit, modération, bonne tenue [1.3]
|
|
Teny iditra |
hamina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fipetrahana misonanina tsy misy ahiahy; toetra tony tsy manahy na inona na inona [1.1]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
hamina
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Lamba fotsy ary manify kely [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Toile mince et blanche [1.3]
|
| [Tankarana]
Toile blanche. [1.19]
|
Voambolana |
|