Teny iditra | hamatsy (vatsy) | |
Sokajin-teny | ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mamatsy | |
Teny iditra | hamatsy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Pentina amin'ny hoditra, havatsa [1.78] | |
Teny iditra | hamatsy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tandroy] (autre graphie du même mot) Euphorbia stenoclada Baill. (Euphorbiaceae). [1.196] | |
Anarana siantifika | Euphorbia stenoclada | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Fivaditsoratra | hamatsy, hamitsa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |