Teny iditra | habibiana (biby) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Hasiahana mihoapampana: Voarakitry ny tantara ny habibian' ny mpanjaka sasantsasany teto an-tany [1.1] | |
Hasiahana mihoa-pampana [1.13] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Wanton cruelty, brutality [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Cruauté, brutalité [1.8] | |
Sauvagerie, bestialité [1.13] | ||
Voambolana | Ontam-po | |
Fivaditsoratra | habibiana, ibibahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |