Teny iditra |
habakabaka
(habaka)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny mangoana tsy misy afa-tsy rivotra manodidina ny tany, izay toa andohalambo miloko mangamanga manarona ny tany no fijery azy, antsoina koa hoe lanitra amin' ny fiteny mahazatra:
Mahavariana ny fidadasiky ny habakabaka / Mihalontralona eny amin' ny habakabaka ny kintana |
Fanazavàna teny anglisy | Amplitude, space, the sky, the firmament. [1.2]
|
| The skies, the firmament [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Le ciel, firmament [1.8]
|
Ohatra |
1 | Tsy namaly aho fa ny habakabaka maty masoandro no notazaniko.
[2.471]
|
2 | Ny tany, ny habakabaka, ny rano dia samy ifamoivoizana avokoa.
[2.117]
|
3 | Jereo ny rahon' ny habakabaka fa mbola mety manopy manja ihany;
[1.233]
|
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
habakabaka
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Derrière d'un boeuf. [1.19]
|
Voambolana |
|