Teny iditra | haambo (ambo) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Refy mijidina miainga amin'ny haabon'ny ranomasina [1.13] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Altitude [1.13] | ||||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||||
Tovy hevitra | hambosana | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Fivaditsoratra | haambo, mahabo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |