Teny iditra | goa | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Marary maso an'ila [1.78] | ||||||
[Tanala] Poaka (maso), loaka [1.78] | |||||||
[Bara, Tanosy] Jamba [1.78] | |||||||
Fanazavàna teny anglisy | Having lost an eye, or having an eye very sunken. See poa-maso, potsitra. [1.2] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Celui qui a une taie sur l'oeil [1.82] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | goake ~ goamaso | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny goa io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |