Teny iditra | gisy | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Gisa [1.78] | ||
[Betsimisaraka] Gisa, vorona fiompy [1.78] | |||
[Tanala] Gisa: Efa ny nataon-gisy f'asa ny hataon-kanakana (vita ny nataon-gisa fa asa ny hataon-ganagana) [1.78] | |||
Fanazavàna teny anglisy | A goose. [Eng. geese.] [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Oie [anglais: geese] [1.82] | ||
Voambolana | Haibiby: vorona | ||
Anaran-toerana |
| ||
Tsipelina hafa | gisa | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |