Teny iditra | fonom-bihy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Hoditra mandrakotra ny vihin-javamaniry [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Tégument [1.13] | |
Voambolana | Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny | |
Teny iditra | fonom-bihy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Hoditra mandrakotra ny vihin-tsela [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Membrane nucléaire [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Fivaditsoratra | fonom-bihy, nofom-bihy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |