Teny iditra | fitrebika (trebika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra mitrebika, izany hoe milentika (ao anatin' ny...) [1.1] | |
Teny iditra | fitrebika | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | (teny tranainy) Fanjaitra [1.1] | |
Teny iditra | fitrebika (trebika) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Vy maranitra misy rantsany roa na maro atao fandraisana hena, fitsindrona [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A fork, a prong. See firombaka, forisety. [1.2] | |
Voambolana | Fitaovam-piasana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |