Teny iditra | fitodika (todika) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitodika, izany hoe mihodina, na miherika [1.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Manière de tourner la tête [1.3] | |||
Teny iditra | fitodika (todika) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Endrika isehoan'ny fehezanteny araka ny firafitry ny enti-milaza sy ny isan'ny vanin'ny fehezanteny kely indrindra [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Voix [1.13] | |||
Voambolana | Haiteny | |||
Kamban-teny |
| |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/24 |