Teny iditra | firongo (rongo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny lamba mirongo, izany hoe misy haingo amin' ny sisiny na amin' ny lohany [1.1] | |
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |
Teny iditra | firongo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | Accessoire [1.13] | |
Tovy hevitra | forongo | |
Fivaditsoratra | firongo, fongory |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |