Teny iditra | fiompy (ompy) | ||||
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina miompy, izany hoe mamelona sy miahy ary mikarakara biby Ompiana matetika: Biby fiompy [1.1] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Ce qu’on élève, ce qu’on soigne, la manière de soigner [1.3] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Toe-karena: fiompiana | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Fivaditsoratra | fiompy, mpifoy, mpiofy |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07 |