Teny iditra | fikomiana (komy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Firaisan-tetika mba hanongana ny fahefana misy, mba handrombaka ny fahefam-panjakana; fiodinana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A rebellion [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Rébellion, révolte [1.8] | |
Voambolana | Pôlitika | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |