Teny iditra | fikantsona (kantsona) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny feo heno rehefa milatsaka ao anatin' ny siny fiterena ny rononon' omby terena [1.1] | |
Voambolana | Feo | |
Fivaditsoratra | fikantsona, tsinkafona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |