Teny iditra | fihainoana (haino) | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanongilanan-tsofina mba handre; fanekena (fangatahana) Fitaovana entina mihaino Fitaovan' ny Dokotera ampiasainy hihainoana ny fitepon' ny fo [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A stethoscope Auscultation [1.2] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | L’action d’écouter Cornet acoustique, le stéthoscope [1.3] | ||||
Ouïe écouteur [1.13] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haiaina ~ Fitaovana ~ Fahasalamana | ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/03 |