Teny iditra | fihafiana (hafy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiaretana ny mafy na ny sarotra na ny maharary, fa indrindra ny tsy fisiana na ny tsy fahampiana [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Endurance, patience. [1.2] | |
Doing without; endurance, patience in the face of lack or poverty [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Action de se passer de certaines choses; patience devant la pauvreté ou le manque de moyens [1.8] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fihafiana io | |
Fivaditsoratra | fifiahana, fihafiana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |