Teny iditra | fifaneken-kanonitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Taratasim-barotra ataon'ny mpividy mametra ny fotoana hanefany ny trosa [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Lettre de change [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |