Teny iditra | fiaikena (aiky) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | Confession, admission, submission [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Comme fiekena [1.3] | |
Confession, aveu, soumission [1.8] | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fanekena ny fahadisoan'ny tena [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Aveu [1.13] | |
Ohatra | Mba hanamarinana an' izany fiaikena izany, dia ampahatsiahivina fa nivory tao anatin' ny firaisan-tetika
[4.27] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/27 |