Teny iditra | fatrifotony | |
Singan-teny | fatra ; ifotony | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban-drandram-bolo iray: alaina ny volo dia aolikolika eo amin' ny fotobolo, saika mipetaka amin' ny hodi-doha mihitsy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de tresser les cheveux en les bouclant très près de la peau de la tête [1.3] | |
Voambolana | Fandram-bolo | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/17 |