Teny iditra | fantson-tsitsitra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fantsona ifantsitsiran'ny tsirilahy rehefa miray ny lahy sy ny vavy [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Canal éjaculateur [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |