Teny iditra |
fanodinana
(hodina)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fampanaovana zavatra hihodina: Tsy toy izao velively no fanodinana io milina io Fampiovana, fanasitiliana: Ny fanodinana ny ranom-boaloboka ho divay [1.1]
|
| Asa atao amin'ny akora iray mba hahazoana akora na zavatra hafa azo ampiasaina avy hatrany [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | Transformation, traitement [1.13]
|
Ohatra | Ny fanodinana izany fandehan-javatra izany, ka ny Malagasy kosa no hahazo tombontsoa amin'ny vokatry ny taniny sy izay nisasarany no atao hoe Fanagasiana ny toe-karena.
[2.503]
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
fanodinana
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | Manivelle [1.13]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
fanodinana
(odina)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | L'action de faire révolter [1.3]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
|