Teny iditra | fanapepoana (pepo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanaovana izay hahapepo, fanasiana lempona; fanakiviana [1.1] | |
Fanindriana olona mba tsy hampitraka azy [1.13] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Asservissement, domination, humiliation [1.13] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |