Teny iditra |
fananimpitoloha
(fanany, fito, loha)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fananina izay voalaza fa fito ny lohany [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Serpent fabuleux à sept têt [...] [tohiny 1.54]
|
Ohatra |
1 | ary inoan' ny olona sasany fa manan-doha fito izy, ka izany no anaovana azy hoe fananimpitoloha.
[2.69]
|
2 | Nisy izany fananimpitoloha izany tao Matitanana nampangorohoro ny Onjatsy ka Ramakararo no nandresy io Fananimpitoloha io noho ny herin' ny odiny.
[2.508]
|
|
Voambolana |
Tsipelina hafa |
|