Teny iditra |
fanalana
(ala)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fanesorana: Tsy nankasitrahan' ny olona ny fanalana ilay mpampianatra [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | [Rel. s. from manala (ala).] That which removes anything. [1.2]
|
| The act of removing [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de prendre, d'ôter [1.8]
|
Ohatra | Mila fahaizana koa ny fanalana ny hena hatao tono manimanitra.
[2.245]
|
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
fanalana
(ala)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Asa marika, fanesorana isa kely amin' ny isa lehibe noho izy: Firy ny valin' ny fanalana telo ambin' ny folo amin' ny roapolo [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Soustraction [1.13]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Ohabolana |
|