Teny iditra | fanahiana (ahy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ahiahy: Be loatra ny fanahian' ny olona anao ho mpangalatra ka aleo miala eto amin' ny fokontany Tahotra, fahatahorana: Ny fanahiana ny gadra sao mandositra no anaovana azy tsara ambina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Worry, anxiety [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Souci, inquiétude [1.8] | |
Voambolana | Ontam-po | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fanahiana io | |
Fivaditsoratra | anafihana, fanahiana, fanaihana, fañiahaña, fiahanana, fianahana, hafanaina, ifahanana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |