Teny iditra | fampanofan-tany | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fanajariantany amin'ny alalan'ny mpamboly tsy manan-tany izay mifanaiky fa handrotsaka vola hofan-tany raikitra amin'ny tompony [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Fermage [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |