Teny iditra | famboriana | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanapahana faritra iray tiana hesorina eo amin'ny tena [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Amputation [1.13] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Fivaditsoratra | famboriana, firamboana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |