Teny iditra |
fambolena
(voly)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fampaniriana (amin' ny famafazanavoa na fanatsatohana taho): Aza mipetra-potsiny fa taom-pambolena izao Ireo voly ambolena: Nosimban' ny ombinareo ny fambolenay [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Agriculture, plantation, culture, planter (action de), cultiver (action de) [1.13]
|
| Action de planter, de cultiver [1.196]
|
Ohatra |
1 | Sarotra izany fambolena voaloboka izany.
[2.332]
|
2 | Ny zazalahy kosa nanao rafitra sy fambolena.
[2.117]
|
|
Voambolana |
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
|