Teny iditra | famafazana (fafy) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanapariahana voa amin' ny tany mba haniry, na fanapariahana rano amin' ny tanana mba hoenti-manamasina [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Semailles [1.13] | |
Voambolana | Toe-karena: fambolena | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |