Teny iditra | fakan-teny | |
Singan-teny | faka ; teny | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Razam-be niavian' ny teny iray, ohatra "fahana", avy amin' ny fakan-teny indonezianina "pakan" [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Racine [1.5] | |
Voambolana | Haiteny | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |