Teny iditra | faingo | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | ( , ) Mari-pijanonan-tsoratra entina mampisaraka zavatra tanisaina: Ny lehibe, ny kely, ny lehilahy, ny vehivavy tonga daholo rehefa olona tao an-tanàna Mampisaraka tapa-pehezanteny mifanohitra na mifampita: Ny basy tsy re lavitra, fa ny teny no re lavitra [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Comma [3.1] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Virgule [1.5, 1.13, 1.66] | |||
Voambolana | Haiteny | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Tsanganana sy sary iray takila | Mari-tsoratra | |||
Fivaditsoratra | faingo, figona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/09 |