Teny iditra | faidrantsa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Karazan' akorandriaka maranitra ohatra ny homamanta ka mora tapaka raha mahavoa ny tongotra sady sarotra esorina [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Fivaditsoratra | faidrantsa, fandasitra, rafi-tsanda |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |