Teny iditra | eseka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. échec] Kilalaon-tsaina misy efitrefitra 64 ka ny 32 (16 avy ny an-daniny sy ny an-kilany) no andaharana vato 6 karazana, ny roa voalohany amin' ireo dia ny mpanjakalahy sy ny mpanjakavavy. Samy manana ny fandehany avy ireo vato ireo ka mifampihinana; rahefa ny mpanjakalahy no lany dia izay no faharesena [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Chess [3.1] | |
échec [3.1] | ||
Voambolana | Kilalao | |
Ny fihaviany | Frantsay: échec. | |
Fivaditsoratra | akese, eseka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |