Teny iditra | entin-doloha | |
Singan-teny | entina ; loloha | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny vehivavy maty vady alain' ny rahalahin' ny vadiny ho vady indray [1.1] | |
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/21 |