Teny iditra | endry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-borona mitovy amin' ny fanindry (Buteo brachypterus) [1.1] | |
Anarana siantifika | Buteo brachypterus | |
Voambolana | Haibiby: vorona | |
Teny iditra | endry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro, Tanala] Reny: Endriben' Ambaniandro ka ny lany koa ñ'lanina (reniben' Ambaniandro ka ny lany no lanina) [1.78] | |
[Bara] Reny, neny, ramatoa: Akory hanao endry? [1.78] | ||
[Taisaka, Tanosy] Reny [1.78] | ||
[Bara, Taisaka] Reny [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Taisaka] Mère [1.82] | |
[Tankarana] Mère, maman. [1.19] | ||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Fivaditsoratra | endry, indre |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21 |