Teny iditra |
doany
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Toerana misy ny fasa-mpanjaka sakalava izay ivavahana angataham-pitahiana [1.1]
|
| [Sihanaka]
Toerana fijoroana (fivavahana) [1.78]
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Résidence royale, capitale ; désigne aussi la mer. [1.19]
|
Voambolana |
Sary |
|
|
Teny iditra |
doany
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [frantsay douane] Vola aloa ho fadintseranana Sampan-draharaham-panjakana maka ny fadin-tseranana [1.1]
|
Tovy hevitra | |
Ny fihaviany | Frantsay: douane.
|
|
Teny iditra |
doany
(doana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana doanana
|
|