Teny iditra | dipaina | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [fr. du pain] Karaza-mofo vita amin' ny lafarinina, ary foto-tsakafon' ny firenena maro, indrindra ny any Eoraopa [1.1] | ||
Voambolana | Toe-karena: hanina | ||
Kamban-teny |
| ||
Ny fihaviany | Frantsay: du pain. | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |