Teny iditra | diabeta | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. diabète] Aretina azo fantarina amin' ny fivoahan' ny siramamy amin' ny fivalanan-drano, fa ny mahatonga azy kosa dia avy amin' ny sarakaty tsy afaka mandevona ny siramamy rehetra amin' ny sakafo ka lasa mivoaka amin' ny fivalanandrano ireo siramamy tsy levona [1.1] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Ny fihaviany | Frantsay: diabète. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |