Teny iditra |
boky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ravin-taratasy maro misy sora-pirinty voatambatra ho iray: Ny boky no ioharanom-pahalalana sy fahaizana ~ Manoratra boky ~ Manonta boky [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A book [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Livre [1.8]
|
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
Ny fihaviany | Anglisy: book.
|
Lahatsoratra |
Sary |
|
|
Teny iditra |
boky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro]
Votry, tranombitsika [1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
boky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava]
Biby mampinono mpamono voalavo [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | boky boky
[2.504]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
boky
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanosy]
Anaram-borona, sadakely [1.78]
|
Voambolana |
|