Teny iditra | bengy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo, Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka] Osy [1.1, 1.78] | |
[Tanala] Osy: Bengy niteraka am-piringa ka tsy avela ny raha mahajatre (osy niteraka an-tany kisolosolo ka tsy manadino ny fanao) [1.78] | ||
Osy [1.13] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A goat. (Prov.) Same as osy, baingy. [Mal. Kambing.] [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Chèvre, cabri. [1.19] | |
Chèvre [1.13] | ||
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Tsipelina hafa | baingy | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |