Teny iditra | batry | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza: Ny voan-javatra vaventy mifantsifantsy Ny nify makadiry sady somary misy elanelany kely: Batry nify ilay zazakely hitako tarỳ [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Having large teeth. [1.2] | |||
Sampanteny |
| |||
Tovy hevitra | batribatry | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny batry io | |||
Teny iditra | batry | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka] Herbe indéterminée. [1.196] | |||
Voambolana | Haizavamaniry | |||
Fivaditsoratra | batry, bitra |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |