Teny iditra | basila | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr, bacille] Mikraoby miditra amin' ny antokon' ny bakteria, miendrika tehina kely kilavalava amin' ny fahitana azy amin' ny mikraoskopy, fototry ny aretina maro toy ny raboka [1.1] | |
Voambolana | Haiaina | |
Ny fihaviany | Frantsay: bacille. | |
Fivaditsoratra | basila, labasy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |