Teny iditra | barometatra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana hamantarana ny ho toetran' ny andro amin' ny fahalalana ny lanjan' ny tambesatry ny rivotra [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Baromètre [1.3] | |
Voambolana | Fitaovana | |
Ny fihaviany | Frantsay: baromètre. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |