Teny iditra | balaonina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. ballon] zavatra boribory goavana feno gaza maivana noho ny aera ka misavoana eny amin' ny habakabaka ary dia atosiky ny rivotra na ampandehanin' ny milina; nasiana fitoerana karazana lakam-piara mifatotra aminy izay nisy ny olona mpandefa sy ny mpandeha. Azo lazaina ho razam-ben' ny aroplanina ny balaonina [1.1] | |
Voambolana | Fitaterana | |
Ny fihaviany | Frantsay: ballon. | |
Teny iditra | balaonina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Kilalaon-jaza vita amin' ny tenan-javatra manify dia manify (fingotra, kanikanin-kena) izay bontsinina amin' ny rivotra: Nividy balaonina telo ho an' ny zanany izy tamin' ny fety, nefa tsy nisy tapak' andro akory dia vaky daholo izy tebo [1.1] | |
Voambolana | Kilalao | |
Ny fihaviany | Frantsay: ballon. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |