Teny iditra | atsatsake | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Androngo maitsomaitso mpandady amin'ny rindrina sy ny ratin'akondro [1.78] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Fivaditsoratra | atsatsake, atsetsaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |