Teny iditra | atin-kena | |
Singan-teny | aty ; hena | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny atin' ny omby, kisoa na ondry vonoina hohanina [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | [hena, beef.] A bullock's liver. [1.2] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny atin-kena io | |
Fivaditsoratra | atin-kena, tain-kena |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/20 |