Teny iditra | aretse | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Mangahazo na ovimanga tsy niaraka nohadina tamin' ny namany fa avala ho amin' ny taona manaraka [1.1] | |
Voambolana | Haizavamaniry: anana | |
Fivaditsoratra | aretse, Estera |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |